par Vonjy RANDRIANATOANINA | 8 Août 2020 | Nos réalisations
Disponible en téléchargement ici:PSNSSDA DE L’ACSQDA FINAL
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 8 Août 2020 | Actualités, Coronavirus
Nidina tampoka teny anivon’ireo tranombarotra lehibe fivarotana sakafo eto an-drenivohitra omaly, ny ekipa mpanaramaso avy eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka (ACSQDA).Tsikaritra tamin’izany fa maro tokoa ireo olona tonga miantsena...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 7 Août 2020 | Coronavirus
« Masque chirurgical 3 plis » 75.000 isa, « Gel hydroalcoolique 500 ml » 30.000 isa, Thermomètre frontal infrarouge » 200 isa, « Combinaison jetable blanche » 2.800 isa no natolotry ny « ONG Direct Aid » avy any koweït, ho an’ny Ministeran’ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 6 Août 2020 | Coronavirus
Matotra ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny AMADIA. « Glucomètre » 40 isa izay hampiasaina eny anivon’ireo « CSB II » sy ireo Toeram-pitsaboana mandray an-tanana ny « Covid-19 » eto Antananarivo sy ny manodidina no...