par | 1 Sep 2020 | Actualités
NANAO NY FIHAONANA ARAK’ASA FAHAROA TAMIN’NY MPIARAMIASA AMINY I PR. RAKOTOVAO HANITRALA JEAN LOUIS, MINISITRA NY FAHASALAMAM-BAHOAKA Napetraka nandritra ity fihaonana ity ny 31 Aogositra 2020 lasa teo ny toromarika nomen’i Pr. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis,...
par | 25 Août 2020 | Actualités
Nametraka ireo toromarika hifampitondrana teo anivon’ireo Mpitantana (DG, Directeurs centraux, Directeurs des Etablissements teto Antananarivo) ny Ministra ny marainan’ny Alatsinainy 24 Aogositra 2020. Nambarany fa hitohy isan-kerinandro izay Staff izany...
par | 21 Août 2020 | Actualités, Evènements
C’est dans un esprit de camaraderie que s’est passé aujourd’hui la passation de pouvoir entre le Ministre de la Santé publique sortant, le Pr Ahmad Ahmad, et le nouveau Ministre de la Santé Publique, le Pr RAKOTOVAO Jean Louis, au siège du Ministère...