par | 8 Juil 2020 | Coronavirus
574 nouveaux cas de guérison 101 nouveaux cas confirmés de Covid : . 96 nouveaux cas dans la région Analamanga . 3 nouveaux cas dans la région Haute Matsiatra . 2 nouveaux cas dans la région Atsinanana
par | 8 Juil 2020 | Coronavirus
DEPISTAGE – Les tests de la Covid-19 désormais limités aux personnes présentant des signes cliniques avérés Le fort taux de positivité actuel s’explique : les tests de la Covid-19 ne sont plus faits que sur les personnes susceptibles de porter le coronavirus....
par | 7 Juil 2020 | Coronavirus
Mitohy hatrany ny fidinana ifotony ataon’ireo mpikambana amin’ny kabinetran’ny Minisiteran’ny fahasalamana. Ny 06 Jolay 2020, dia nitsidika sy nanatitra ireo fitaovana hoentina miaro tena na ireo EPI teny amin’ireo CSB teto Andrenivohitra izy ireo. Ny teny Tanjombato,...
par | 6 Juil 2020 | Coronavirus
Tonga nitsidika sy nanao ny tomban’ezaka teny amin’ny « Centre Médical COVID-19 » eny Andohatapenaka, sy ny « LA2M » teny Androhibe ny ekipa avy eto amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamana ny Asabotsy 04 Jolay 2020, izay notarihan’Andriamatoa Minisitra. Nandritra ity...