par | 25 Fév 2022 | Coronavirus, Nos réalisations
𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗙𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗥𝗔𝗙𝗜-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔: 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 𝗚𝗘𝗡𝗘𝗫𝗣𝗘𝗥𝗧 𝗡𝗬 𝗖𝗛𝗥𝗥 𝗙𝗔𝗥𝗔𝗙𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔 Notoloran’ny Fitondram-panjakana Malagasy amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiara-miombon’antoka aminy « GenExpert » vaovao ny...
par | 10 Fév 2022 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany maraina tao amin’ny “Esplanade la Mairie Toamasina” ny hetsika fanaovam-baksiny iadiana amin’ny Covid-19 ao amin’ny Faritra Atsinanana. Hetsika izay iarahan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny...
par | 4 Fév 2022 | Actualités, Coronavirus, Evènements
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 « 𝗘𝗣𝗜 » 𝗦𝗬 𝗞𝗢𝗝𝗔𝗞𝗢𝗝𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 « 𝗙𝗢𝗡𝗗𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗠𝗘𝗥𝗜𝗘𝗨𝗫 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝟬𝟰 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Mpiantsehatra voalohany amin’ny ady amin’ny covid-19 ny mpiasan’ny Fahasalamana...