par | 3 Fév 2022 | Actualités, Coronavirus, Evènements
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗- 𝟭𝟵: 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗚𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗢𝗥𝗔𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗧𝘀𝗶𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻𝗮 “𝗟𝗼𝘃𝗲𝗻𝗼𝘅” 𝗺𝗶𝘁𝗲𝗻𝘁𝗶𝗻𝗮 𝟭𝟰𝟰.𝟬𝟬𝟬.𝟮𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆, 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 “𝗨𝗦𝗔𝗜𝗗/𝗜𝗠𝗣𝗔𝗖𝗧” 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮. 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝟬𝟯 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Ady iraisana...
par | 27 Jan 2022 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Singa manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fahazoana ny fahasalamana tomombana sy ara-kalitao ny fahadiovana. Nisy araka izany io maraina io ny fampitaovana hoentina manadio ny toerana eny amin’ny CTC-19 Village Voara izay vokatry ny fiaraha miasa teo amin’ny...
par | 27 Jan 2022 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Misokatra hatrany amin’ny fiaraha-miasa ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny fanatanterahana ny velirano fahadimy sy ny fiarovana ny vahoaka manoloana ny valanaretina COVID 19. Nanolotra « Genexpert 4 modules » miaraka amin’ny kojakoja...
par | 22 Jan 2022 | Coronavirus
#COVID-19 | Situation épidémiologique du 15 Janvier 2022 au 21 Janvier 2022
par | 22 Jan 2022 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Manoloana ny voina nitranga teto amin’ny faritra Analamanga, noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsakorana, dia tsy mitazam-potsiny ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka fa nametraka ireo mpitsabo na mpizaha fahasalamana...