par | 4 Déc 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Taorinan’ny CHU Ambohimiandra, CHUMET Tsaralalana, CHUJR Befelatànana, CHU Tanambao Tuléar, dia notokanana tamin’ny fomba ofisialy androany Zoma 4 desambra 2020 ny toerana « Sakaizan’ny vaksiny » eo anivon’ny hopitaly Joseph Ravohangy...
par | 4 Déc 2020 | Evènements
Notanterahana androany 3 desambra 2020 ny fanolorana ny vokatra azo tamin’ny alàlan’ny fifanakalozan-kevitra sy dinika nijerena akaiky ny fivoaran’ny fanaovam-baksiny ho an’ny taon-dasa sy ny fiantraikany ratsy nateraky ny fisian’ny valanaretina toy ny covid-19 teto...
par | 4 Déc 2020 | Evènements, Nos réalisations
Nanatanteraka atrikasa ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka mahakasika ny fanatsarana ny rafitra fanangonana vaovao manodidina ny tahirin’entana voaray sy mivoaka ary nampiasaina toy ny fanafody sy fitaovana avy amin’ireo « Pharmacie Grossiste de Districts » na...
par | 2 Déc 2020 | Actualités, Evènements
Nankalazaina omaly 01 desambra 2020 ny andro manerantany amin’ny ady amin’ny SIDA, izay notontosaina omaly tao amin’ny Le Pavé Antaninarenina, niarahan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-mamiombon’antoka toy ny OMS...
par | 2 Déc 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ny Centre Hospitalier de Référence Régionale (CHRR) Anosy no nandrombaka ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana fametrahana fenitra arak’asa (mise en place de standard de service) izay nokarakarain’ny Bianco tany amin’ny faritra Anosy teo amin’ny...
par | 30 Nov 2020 | Actualités, Evènements
Androany Alatsinainy 30 novambra 2020 dia ny teo anivon’ny DSSB indray no nitatitra ny asa vita tamin’iny herinandro lasa iny sy nampahafantatra ireo asa miandry ho amin’ity herinandro vaovao ity. Nandray fitenenana avy hatrany Andriamatoa Ministra ny...