par | 6 Avr 2022 | Evènements, Nos réalisations
Herinandro vitsivitsy taorian’ny fitsidihan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny Distrikan’Anosibe an’Ala izay nitsidihany ny CHRD ary nampanantenainy « Radiographie Numérique » ho an’ity hopitaly ity dia tanteraka soa aman-tsara izany ankehitriny,...
par | 2 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mitohy ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny Fampitaovana ireo Tobimpahasalamana miankina amin’ny Fanjakana ho fanatanterahana ny Velirano fahadimy teboka faharoa dia ny...
par | 1 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Zana-kazo miisa 4000 fototra no nambolen’ny Fianakaviam-ben’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay teo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitra Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, androany teny Manakavaly, ho fanatanterahana ny...
par | 1 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Asa vadi-drano ny fampivoarana ny Fahasalamam-bahoaka ary misokatra mandrakariva amin’ny fiaraha-miasa ho fanatanterahana izany ny Fitondram-panjakana ankehitriny. CSB 104 miampy LABORATOIRE DE « REFERENCE ao amin’ny Faritra DIANA, sy CSB 136 miampy CHRD...
par | 31 Mar 2022 | Actualités, Evènements
Tontonsa omaly 30 matrsa 2022, ny famindram-pitantanana teo amin’ny Talem-paritry ny fahasalamam-bahoaka ny DIANA teo aloha Ramatoa YASMINE Lethicia Lydia sy ny Talem-paritry ny fahasalamam-bahoaka DIANA vaovao Ramatoa VOLAZANDRY Priscylla. Nanome Voninahitra...
par | 28 Mar 2022 | Actualités, Evènements
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟴 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Manao tohivakana ny fanaovana ny asa ho fanatanterahana ny velirano fahadimy nataon’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA izay miompana indrindra amin’ny fanomezana fahasalamana ny vahoaka tsy ankanavaka. Vaovao nisongadina...