Asa tagnamaro eny amin’ny CHRD

Asa tagnamaro eny amin’ny CHRD

Mbola mitohy hatrany ny asa tagnamaro isan-kerinandro eny amin’ny CHRD rehetra manerana ny nosy ho fitandrovana ny fahadiovana sy filaminana eny anivon’ireny Tobim-pahasalamana ireny. Notohizana sy namafisina ny fanadiovana ny manodidina ny toeram-pitsaboana,ny...
Asa tagnamaro natao teny anivon’ireo CHRD

Asa tagnamaro natao teny anivon’ireo CHRD

Na dia eo aza ny hamehana ara-pahasalamana sy ny ady amin’ny CORONAVIRUS dia mitohy hatrany ny asa andavan’andro eny anivon’ireo Tobim-pahasalamana rehetra manerana ny nosy,anisan’izany ny fanatanterahana ny fanadiovana faobe ao anatin’ny asa tagnamaro natao teny...
Fizarana prothèse auditive

Fizarana prothèse auditive

Notanterahina tao Antsirabe sy Mahajanga ny fizarana prothèse auditive, izany moa dia vokatry ny fiarahamiasa tamin’ny starkey hearing fondation sy ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Olona 1318 no afaka nisitraka appareils auditifs nandritra ireo hetsika...
Opération SMILE

Opération SMILE

Chers Ministère de la Santé Publique, Partenaires, Sponsors et autres acteurs, Nous aimerons vous remercier pour votre appui et collaboration durant la mission d’Antsirabe, du 06 au 13 Mars dernier Grâce à cela, ensemble, nous avons pu donner une nouvelle sourire à...