
MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS Fanazavana nentin’ Atoa DRS -Menabe
Fanazavana nentin' Atoa DRS -Menabe mikasika ireo olona narahamaso tao amin'ny Select Hôtel Morondava. Horonantsary: Kaominina Ambonivohitra Morondava [video width="400" height="230"...

MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS Pr VOLOLONTIANA Hanta Marie Danielle 04.04.2020

FANARAHAMASO NY FAHASALAMAN’IREO MPANDEHA SY IREO NIFANERASERA TAMINY hatramin’ny 04 Aprily 2020 tamin’ny 05 ora tolakandro.
Cas confirmé vaovao : 01 izay marihina fa "cas contact", lehilahy 48 taona monina any Toamasina.. TOTAL CAS CONFIRMES: 71 ( 58 amin'izy ireo tsy misy soritr’aretina, 13 kosa misy soritr’aretina). Namoy ny ainy: 00 Sitrana: 00 Fanamarihana: Amin'ny ankapobeny dia...

MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS
Fidinana ifotony teny Isotry 03.04.2020

RAY AMAN-DRENY MAMPINONO,MIARO NY ZANANY AMIN’NY TSIMOKARETINA CORONAVIRUS

Tonga namaly ny antson’ny fanjakana ireo interne en médecine
Madagasika miatrika ny Coronavirus
Tonga namaly ny antson’ny fanjakana ireo interne en medicine amin’ny fiatrehana sy fisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina CORONAVIRUS eto Madagasikara

FANARAHAMASO NY FAHASALAMAN’IREO MPANDEHA SY IREO NIFANERASERA TAMINY androany 28 Martsa 2020 tamin’ny 12 ora atoandro
FANARAHAMASO NY FAHASALAMAN'IREO MPANDEHA SY IREO NIFANERASERA TAMINY androany 28 Martsa 2020 tamin'ny 12 ora atoandro Cas confirmé vaovao androany : 02 (Ireo aseho amintsika amin'ny sary eo ambany eo ireo ny mikasika azy, ny iray nandeha...

Fandaharana isan’andro tao amin’ny Televisiona Malagasy androany 25 Martsa 2020 hariva
MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS Arovy ny tenanao, arovy koa ny hafa. Fandaharana...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.