FANARAHAMASO NY FAHASALAMAN’IREO MPANDEHA
SY IREO NIFANERASERA TAMINY
androany 28 Martsa 2020 tamin’ny 12 ora atoandro

Cas confirmé vaovao androany : 02
(Ireo aseho amintsika amin’ny sary eo ambany eo ireo ny mikasika azy,
ny iray nandeha fiaramanidina, ny iray kosa olona nifindrana)

TOTAL CAS CONFIRMES: 28
( 20 amin’izy ireo tsy misy soritr’aretina, 08 kosa misy soritr’aretina)
Namoy ny ainy: 00
Sitrana: 00

MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS
Arovy ny tenanao, arovy koa ny hafa
Araho hatrany ny fepetra noraisin’ny Fanjakana.