Cas confirmé vaovao  : 01 izay marihina fa « cas contact« , lehilahy 48 taona monina any Toamasina..
TOTAL CAS CONFIRMES: 71
( 58 amin’izy ireo tsy misy soritr’aretina, 13 kosa misy soritr’aretina).
Namoy ny ainy: 00
Sitrana: 00

Fanamarihana: Amin’ny ankapobeny dia mihatsara ny toe-pahasalaman’ireo mitondra ny tsimokaretina.

MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS
Arovy ny tenanao, arovy koa ny hafa
Araho hatrany ny fepetra noraisin’ny Fanjakana hisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina.