
ADY AMIN’NY VIH/SIDA : TETIKASA NMF2
43 700 no isan'ny fitiliana vita Olona miisa 6 741 kosa no mitondra ny tsimok'aretina VIH ka arahin'ireo mpitsabo ny toem-pahasalamany 5 885 kosa no mihinana fanafody ARV Ampahany amin'ireo vokatra notanterina nandritra ny atrik'asa, nanaovana jery todika ireo ezaka...

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐅𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐅𝐈-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀: 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐔𝐒𝐀𝐈𝐃 𝐀𝐂𝐂𝐄𝐒𝐒 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐒 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀.
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐅𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐅𝐈-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀: 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐔𝐒𝐀𝐈𝐃 𝐀𝐂𝐂𝐄𝐒𝐒 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐒 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀 Fandriana moderina sy mifanaraka amin’ny tontolo ambanivohitra miisa 336,fitaovana sy kojakoja hoan’ny fitsaboana toy ny « stéthoscopes, kits chirurgicaux, balances...

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 : 𝐀𝐋𝐀𝐓𝐒𝐈𝐍𝐀𝐈𝐍𝐘 𝟐𝟏 𝐉𝐈𝐎𝐍𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟏.
Toy ny mahazatra isaky ny fiandohan’ny herinandro dia anjaran’ny CACSU izay misahana ny fahasalamana hoan’ny daholobe no nitondra ny tatitry ny zava-bita nandritry ny herinandro sy ireo Vina sy kinasa ho amin’ity herinandro vaovao ity. Nanamarika ny zava-bita...

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐙𝐎𝐌𝐎𝐊𝐀: 𝐇𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐀𝐘 𝐅𝐀𝐎𝐁𝐄
Hanao fizarana faobe lay misy odimoka maharitra isika amin’ity taona ity manerana ny faritra 21 eto Madagasikara. Hisy ny fanisana olona isan-tokantrano, koa arakaraky ny isan’olona ao an-trano ny anjara lay ho azony. Omena tapakila na « coupon » hatakalo lay isika,...

𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐈𝐊𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀-𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀
Olona miisa 1196 no nisitraka maimaimpoana ny tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka izay notanterahana tao amin’ny Kaominina Sandrandahy, Distrikan’i Fandriana, Faritra Amoron’i Mania, omaly Zoma 19 jona 2021, teo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitry ny...

𝐄𝐍𝐕𝐈𝐑𝐎𝐍𝐌𝐄𝐍𝐓𝐀𝐋 𝐚𝐧𝐝 𝐒𝐎𝐂𝐈𝐀𝐋 𝐂𝐎𝐌𝐌𝐈𝐓𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐏𝐋𝐀𝐍 (𝐄𝐒𝐂𝐏)
Environment_and_Social_Commitment_Plan_Vaccine_Project_MDG

𝐏𝐋𝐀𝐍 𝐃𝐄 𝐌𝐎𝐁𝐈𝐋𝐈𝐒𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃𝐄𝐒 𝐏𝐀𝐑𝐓𝐈𝐄𝐒 𝐏𝐑𝐄𝐍𝐀𝐍𝐓𝐄𝐒 (𝐏𝐌𝐏𝐏)
Engagement_Plan_Vaccin_Project_MDG

Andro manerantany ho an’ny mpanome rà tao amin’ny faritra Amoron’i Mania
Anio 14 jona no andro manerantany ho an'ny mpanome rà : Mankalaza izany isika eto anivon'ny faritra Amoron'i Mania koa dia manentana antsika rehetra amin'ity andro anio ity ho tonga hanome rà ao amin'ny CHRR Amoron'i Mania. MANOME RA HAMPITEMPO NY FON'NY REHETRA

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.