Fanolorana Kitapon-drà miisa 2500 mitentina 28 000 000 Ariary ho an’ny Ministera ny Fahasalamam-bahoaka tamin’ny alalan’ny Foibe nasionaly misahana ny fanomezan-drà (DTS). Fanomezana vokatry ny fiarahamiasa tamin’ny GMUR na groupe d’assistance médical d’urgence sy ireo mpiara-dia aminy.