Tontosa soa aman-tsara androany maraina ny teo anivon’ny  » UASM  » sy ny  » DRSP Analamanga « .
Nanome voninahitra izany Andriamatoa Sekretera Jeneraly.

Nizotra tamim-pirahalahiana tanteraka ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Tale vaovao misahana ny « Unité d’Approvisionnement en Solutés Massifs » na UASM, Atoa RAKOTONDRAVOLA RANDRIANIAINA Justin Léonce sy ny Tale teo aloha, Atoa RAVOSON Patrick androany 2 may 2019.

Ny Talem-paritra ny Fahasalamana misahana an’i Analamanga vaovao, Atoa RABEMANANJARA Rija nandritra ny fanaovan-tsonia ireo antontan-taratasy isan-tsokajiny mifandraika amin’ny lanonana toa izao.