Fisorohana tsy hidirany « CORONAVIRUS » eto Madagasikara.

Fanazavan’ Andriamatoa Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka mahakasika ireo fepetra noraisina.
Sary: TVM

Nandray ny andraikiny  koa ny ekipany DRSP Anosy nandritra ny fandalovany sambo mpitondra mpizahantany ny alahady teo. Tsy maintsy notiliana ny mari-panan’ny mpandeha tsirairay nivoaka ny sambo.
Niatrana avy hatrany ireo mpisehatra voatokana hiaro ny fahasalamana aminy sisitany (Santé aux frontieres) , ary nampihatra ny fepetra sy toromarika rehetra.
Isaorana ny Gouvernora Anosy, ny talemparitrin’ny fahasalamam-bahoaka Anosy ary ny APMF Fort Dauphin tamin’ny fiaraha miasa.