Anatin’ny ady iatrehan’ny rehetra amin’ny valanaretina « Coronavirus » hatrany, dia mitohy foana ny fiarahamiasan’ny Ministeran’ny Fahasalamambahoaka. Sy ny sehatra tsy miankina.

Anisan’izany ny Allianz Madagascar sy ny Gaz Industriels de Madagascar na GIM izay nanolotra fitaovana ara-pahasalamana mitentina 24 000 000 Ariary ho an’ny CHU Befelatanana.

Ireto avy ny votoatin’ny fanomezana :
– 330m3 d’oxygène médical pureté 99.9%
– 25 Kits détendeurs + humidificateurs + canules nasales
– 200 Masques à oxygène
– 200 canules nasales
– 2 concentrateurs d’oxygène

#AROVY NY TENANAO

#AROVY KOA NY HAFA