1. CSB Mahatsara, SDSP Ambatondrazaka

Lohalaharana ao anatin’ny Vina 05 voizin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny fananganana sy fanatsaràna ireo fotodrafitrasa toy ny toeram-pitsaboana sy ny trano hipetrahan’ireo Mpiasan’ny fahasalamana any amin’ireny toerana ireny na ny « logements des personnels ».

Anisany hahazo CSB manarapenitra ny ao Mahatsara, distrikan’Ambatondrazaka. Efa mandroso miandàlana ny asa fanorenana ny CSB sy ny « logement » hoan’ireo Mpiasan’ny fahasalamana hiasa ao. Nijery ifotony ny fizotry ny asa tany an-toerana ny Talemparitry ny Fahasalamana ao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro.

  1. Séance de dépouillement offres de construction DRSP Atsinanana

Mizotra mankany amin’ny fanorenana CSB ihany koa ny ao amin’ny faritra Atsinana ka natao omaly 12 Oktobra 2020 ny fijerena ireo antontan-taratasy  na « séance de dépouillement des offres de construction » mikasika ireo CSB manarapenitra miisa 06 any amin’iny Faritra iny.

  1. Construction et réhabilitation CHRD Diego II

Ho an’ny faritra DIANA , efa andalam-panatsarana ny CHRD Anivorano Diego II, izay efa ahitana ny  » Services Médecine, Chirurgie, Laboratoire, Radio ary échographie raha toa ka vinavinaina ho amin’ny faran’ity taona 2020 ity  kosa ny hisian’ny « service Maternité » sy ny fananganana fefy ary ny fampidirana rano. Ireo « logements » ho an’ny olona 04 kosa dia vinaviniana ho amin’ny taona 2021. Marihina fa ny avy eo amin’ny « Primature » no tena mikarakara izao fanatsarana sy fanorenana izao. Arak’izany, tonga tany an-toerana ny « Directeur Administratif et Financier » avy ao amin’ny « Primature » nijery sy nanaramaso ny fizotry ny asa

  1. Dotation voiture DRSP Betsiboka

Miara-dàlana amin’ny fananganana sy fanatsarana fotodrafitrasa ihany koa ny fanomezana fitaovana ho enti-manatanteraka ny asa eo anivon’ireny rantsamangaikan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ireny. Misy ny fiarahamiasa amin’ireo Mpiaramiombonantoka, anisan’izany ny fanoloran’ny POT Unicef, fiara natao hiasana amin’ilay tetikasa « Sante Communautaire Primary Health Care » teo anivon’ny Fiadidiam-paritry ny Fahasalamana( Direction Régionale de la Santé Publique) Betsiboka.

Ao anatin’ny Distrika Ambatondrazaka, CSB Mahatsara,DRSP Alaotra Mangoro…. fidinana ifotony nataon’ny Talem-paritry ny Fahasalamana Alaotra Mangoro

Fiara natao hiasana amin’ilay tetikasa « Sante Communautaire Primary Health Care » teo anivon’ny Fiadidiam-paritry ny Fahasalamana( Direction Régionale de la Santé Publique) Betsiboka

« séance de dépouillement des offres de construction » mikasika ireo CSB manarapenitra miisa 06 any amin’iny Faritra Atsinanana

Tonga tany Antsiranana ny « Directeur Administratif et Financier » avy ao amin’ny « Primature » nijery sy nanaramaso ny fizotry ny asa