Nitafa sy nidinika niaraka tamin’ny Ambasadaoron’ny Sina vaovao eto Madagasikara ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof.RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis, Androany 21 Desambra 2020. Nivoitra nandritra ny dinika fa mitohy ary hihatsara ny fiaraha-miasa eo amin’ny fanjakana roa tonta raha ny amin’ny lafiny Fahasalamana no resahina.Naneho ny fahavononany. Naneho ny hetahetany amin’ny fanatsarana ireo tetik’asa iarahany amin’ny firenena Malagasy ny sinoa, ao anatin’izany ny fametrahana sy fanatsarana ny foto-drafitr’asa, ny fizarana traik’efa amin’ny fahatongavana mpitsabo tsy ho ela eto Magadasikara.Isany nivoitra ihany koa ny fanampian’ny firenena sinoa ny momba ny fahasalaman’ny Reny sy ny Zaza.
« Salama ny fifandraisan’ny firenena Sinoa sy Madagasikara » hoy Andriamatoa Minisitra raha namarana ny laha-teniny
——————————-
Le Ministre de la Santé Publique, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis a reçu le nouveau Ambassadeur de la République populaire de Chine à Madagascar ce 21 décembre 2020. Le sujet de cette rencontre porte essentiellement sur le renforcement de la collaboration entre les deux pays dans le domaine de la santé. La Chine a renouvelé sa volonté à améliorer son intervention à travers les différents projets en faveur du peuple malagasy, notamment la construction et la réhabilitation d’infrastructures sanitaires. Par ailleurs, l’arrivée des plusieurs médecins chinois est attendue d’ici peu en vue d’effectuer des échanges d’expériences. Le Gouvernement chinois va également œuvrer avec Madagascar pour l’amélioration de la santé de la mère et de l’enfant.