Ministère de la santé publique
  • Coronavirus
  • Actualités
    • Evènements
  • Nos réalisations
  • Projets constructions
  • Documents
  • A propos
    • Organigramme
    • Contactez-nous
    • Le Ministre
Sélectionner une page
Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka vaovao

Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka vaovao

par Vonjy RANDRIANATOANINA | 30 Jan 2020 | Actualités

Didim-panjakana laharana faha 2020-70 anendrena ireo mpikambana ao amin’ny governemanta NY FILOHAN’NY REPOBLIKA, – Araka ny Lalam-panorenana; – Araka ny didim-panjakana laharana fahasivy ambin’ny folo sy roa arivo tsipika efatra...
http://www.sante.gov.mg/ministere-sante-publique/wp-content/uploads/2020/01/FEPETRA-MANOLOANA-NY-CORONAVIRUS_HD.mp4

Fepetra efa mipetraka hiatrehana ny mety ho trangana coronavirus eto Madagasikara

par Andrisoa Lantoharivony | 27 Jan 2020 | Actualités

Mitondra fanazavana fanampiny ny Dr Rado RANDRIAMIARANA Chef de service de la vigilance sanitaire aux frontières ao amin’ny DVSSER – MSANP
Fisorohana ny aretina tsy hiditra eto an-Tanindrazana

Fisorohana ny aretina tsy hiditra eto an-Tanindrazana

par Andrisoa Lantoharivony | 27 Jan 2020 | Actualités

Fisorohana tsy hidirany « CORONAVIRUS » eto Madagasikara. Fanazavan’ Andriamatoa Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka mahakasika ireo fepetra noraisina. Sary: TVM...
Fahasemporana avy tamina entona simika teny Anosizato : nandray ny andraikitra avy hatrany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.

Fahasemporana avy tamina entona simika teny Anosizato : nandray ny andraikitra avy hatrany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.

par Andrisoa Lantoharivony | 4 Jan 2020 | Actualités

Teny amin’ny Orinasa afaka haba iray teny Anosizato no nisehoan’ity tranga izay tsy maintsy nampidirana hopitaly ireto mpiasa noho ny fahasemporana avy amin’ny entona simika. Nahatratra 70 teo ireo noraisina an-tanana teny anivon’ny Hôpitaly...
Suivantes »

Récents

  • Казино Каспи – пользовательский опыт и интерфейс 195
  • Nouveau Casino en Ligne en France Offres de Bienvenue et Bonus Exclusifs.1399
  • NV kasyno – kompletny przewodnik po kasynie online i grach 361
  • Book of Dead Slot
  • Black Knight 2 ¡Soluciona De balde! Slots lat

Catégories

  • Actualités
  • Coronavirus
  • Evènements
  • Nos réalisations
  • Projets constructions
  • Facebook
  • Twitter
  • Google
  • RSS
© Copyright | Développeur