ADY AMIN’NY TAZOMOKA:

Isan’ny paikady iray hoentin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka hiadiana amin’ny aretina Tazomoka ny firazana lay misy ody moka maharitra.

Misy arak’izany ny atrik’asa izay tanterahina any Morondava ho fanomanana ny fizarana ireo lay misy ody moka maharitra ireo, izay tarihin’Andriamatoa Governoran’ny Faritra Menabe sy ny “Prefet”-ny Morondava ary ny Tale-paritry ny Fahasalamana Menabe.

#Malagasy_tsy_ho_fatin_ny_tazomoka

——————

LUTTE CONTRE LE PALUDISME

La distribution de moustiquaires imprégnées d’insecticide de longue durée organisée par le Ministère de la Santé Publique contribue essentiellement à la lutte contre le paludisme. Afin de mieux préparer cette campagne, un atelier dirigé par le Gouverneur de la région Menabe, le Préfet de Morondava et le Directeur Régional de la Santé, se tient actuellement à Morondava.