Nosy « Sainte-Marie » na « Nosy Boraha », anisan’ireo tanana mahasintona mpizahan-tany na teratany na vahiny. Tonga maro ireo mponina tany an-toerana nisitraka ny fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19.

Tonga nitarika ny fanatanterahana izany tany an-toerana, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis ho fampiharana ny toromarika avy amin’ Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA.

𝐀𝐧-𝐭𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚-𝐩𝐨 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐦𝐩𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲.
𝐈𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐯𝐢𝐝-𝟏𝟗
(𝐂): 𝐒𝐂𝐌/𝐃𝐢𝐫𝐂𝐨𝐦-𝐌𝐒𝐀𝐍𝐏