COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 29 JOLAY 2021

⭕️Isan’ny nanaovana fitiliana: 314

⚠️Tranga vaovao: 07
04 Analamanga
03 Matsiatra Ambony

✅Sitrana:18
⚠️Tranga misy fahasarotana: 33
⚠️Namoy ny ainy: 01