Andro farany amin’ny « Caravane médicale » andiany fahatelo anio Sabotsy 11 septambra 2021.
Efa vorilanona ny mponina eto Foulpointe hisitraka ireo tolotra rehetra maimaimpoana.