๐ˆ๐™๐€๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€๐Š๐Ž๐‹๐Ž๐Š๐Ž๐‹๐Ž ๐๐Ž ๐Œ๐€๐๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐’๐Ž๐€
Ankoatra ny asa fananganana dia anisan’ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ihany koa ny Fanavaozana sy Fikolokoloana ary fampitaovana ireo foto-drafitr’asa efa misy ho fanatsร rana hatrany ny kalitaon’ny fandraisana sy ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka.
Indro aseho antsika an-tsary etoana ireo fanavaozana amin’izao fotoana izao eny anivon’ireo Tobim-pahasalamana maro manerana ny Nosy.
Isaorana ireo mpiasan’ny fahasalamana marobe izay mifanome tร nana amin’ny fanatanterahana izany.
SCM/DIRCOM-MSANP
09