COVID-19 | Fivoaran’ny antontan’isa ny 11 hatramin’ny 17 Desambra 2021

——–

Isan’ny nanaovana fitiliana: 8908

#Tranga_vaovao: 1501

ANALAMANGA: 1138

VAKINANKARATRA: 143

MATSIATRA AMBONY: 52

 

VATOVAVY SY FITOVINANY: 41

ATSIMO ANDREFANA: 30

DIANA: 20

ATSIMO ATSINANANA: 19

ATSINANANA: 17

ANOSY: 12

 

MELAKY: 08

AMORON’I MANIA: 07

IHOROMBE: 05

ITASY: 03

BOENY: 03

MENABE: 01

BETSIBOKA: 02

——-

SOFIA: 00

BONGOLAVA: 00

ALAOTRA MANGORO: 00

ANALANJIROFO: 00

ANDROY: 00

SAVA: 00

——–

Sitrana: 568

Tranga misy fahasarotana: 107

Namoy ny ainy: 16

——–

ENTANINA MANDRAKARIVA ISIKA HANAJA IREO FEPETRA NORAISIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA IAROVANA ANTSIKA SY ISOROHANA NY FIPARITAHAN’NY VALANARETINA

———

HAJAO IREO FIHETSIKA SAKANA

MANAOVA VAKSINY

AMPITOMBOY NY HERY FIAROVANA

———

Isika rehetra miara-mandresy ny covid-19

#Arovy_ny_tenanao

#Arovy_koa_ny_hafa

SCM/DIRCOM-MSANP