โœ… Afa-pahasahiranana aminโ€™ny lafiny fitsaboana ny kaominina Ambanivohitrโ€™i Betampona distrikanโ€™i Fenoarivo Atsinanana manomboka izao. Nahazo CSB II Manara-penitra ity kaominina ambanivohitra ity, raha toa ka tsy nisy toeram-pitsaboana sy mpitsabo mihitsy teo aloha.
โœ… Ahitana ny fitsaboana ny aretina rehetra aminโ€™ny ankapobeny eto aminโ€™ity tobim-pitsaboana ity, misy ยซ maternitรฉ ยป ary manana ny vata fampangatsiahana fitehirizana vaksiny mandeha aminโ€™ny herinโ€™ny masoandro. Manamafy ny vinanโ€™ny Fitondram-panjakana ny hitondra fitsaboana manakaiky vahoaka izany satria Betampona dia tanร na mitoka-monina sy miorina an-tampon-kavoana.
โœ… ยซย Tsy mijanona aminโ€™ny fitsidihina ny renivohitry ny distrika fotsiny fa midina hatrany aminโ€™ny kaominina ambanivohitra mihaino ny hetahetanโ€™ny vahoaka ny Fitondram-panjakanaย ยป hoy ny Filoha Andry RAJOELINA raha nitokana izany fotodrafitrasa izany androany 18 martsa 2022.