โœ… Noraisin’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, teto amin’ny Birao fiasany eto Ambohidahy androany ny Delagasiona avy amin’ny UNiCEF izay nahitana ny Talen’ny UNICEF aty amin’ny Faritra atsimo sy atsinanan’i Afrika, Atoa Mohamed Fall sy ny Solontenan’ny UNICEF eto Madagasikara, Atoa Jean Franรงois Basse.
โœ… Ny fanatsarana ny fahasalaman’ny Reny sy ny Zaza dia teboka voalohany ao amin’ny Velirano Fahadimin’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ary anisan’ny vaindohan-draharahan’ny Fitondram-panjakana ankehitriny.
โญ• Noresahana mandritra izao fihaonana izao ihany koa ny ady amin’ny COVID-19 izay mbola hita soritra eto Madagasikara.
——-
Samy Salama ny Reny sy ny Zaza
๐Ÿ“ธ: SCM/DIRCOM-MSANP
Peut รชtre une image de 3 personnes, personnes debout et intรฉrieur