par Vonjy RANDRIANATOANINA | 28 Déc 2020 | Actualités
𝐀𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐞𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟎 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐨𝐦-𝐛𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝟐𝟎𝟐𝟏 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨. 𝐀𝐧𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 𝐚𝐧𝐤𝐚𝐟𝐢𝐡𝐢𝐳𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐢𝐨𝐧𝐞𝐳𝐲. 𝐒𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐫𝐨 𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐤𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐞𝐟𝐚-𝐦𝐢𝐯𝐢𝐝𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 28 Déc 2020 | Coronavirus
Andro vitsy sisa no isaina dia handray ny Taom-baovao 2021 isika. Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia mirary antsika hanao fety finaritra ho lavitry ny covid-19. #MSANP eo anilan’ny vahoaka hatrany! #Zarazarao ho mariky ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 27 Déc 2020 | Coronavirus
Isan’ny fitiliana: 1936 Tranga vaovao: 81 Sitrana: 81 Manaraka fitsaboana: 225 Namoy ny ainy: 01 Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manentana antsika mandrakariva hanaja ireo fepetra sakana noraisin’ny Fitondram-panjakana hisorohana ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 22 Déc 2020 | Nos réalisations
Masaka ny nahandro, rehefa novolavolaina nanomboka ny volana Jolay 2019 sy nandalo fakan-kevitra teny anivon’ireo Tomponandraikitra isa-tsokajiny eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka (Foibe sy isam-paritra) sy ireo...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Déc 2020 | Coronavirus
Isan’ny natao fitiliana: 1804 Tranga vaovao: 46 (Analamanga: 24, Diana: 11, Matsiatra Ambony: 04, Menabe: 02, Vakinankaratra: 02, Itasy: 01, Bongolava: 01) Sitrana: 155 Manaraka fitsaboana: 226 Namoy ny ainy: 01 (Analamanga) Mbola mitoetra eto amintsika ny...