Isan’ny natao fitiliana: 1804
Tranga vaovao: 46 (Analamanga: 24, Diana: 11, Matsiatra Ambony: 04, Menabe: 02, Vakinankaratra: 02, Itasy: 01, Bongolava: 01)

Sitrana: 155
Manaraka fitsaboana: 226
Namoy ny ainy: 01 (Analamanga)

Mbola mitoetra eto amintsika ny covid-19, entanina mandrakariva isika hanaja hatrany ireo fepetra fototra hisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina.

#Arovy_ny_tenanao
#Arovy_koa_ny_hafa