par Vonjy RANDRIANATOANINA | 19 Nov 2020 | Actualités, Nos réalisations
Anisan’ny làlana iray ahafahana mampandroso ny firenena ny fampitomboana ny tahan’ny olona mampiasa ny fandrindrana fiainam-pianakaviana. Araka izany, ho fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra mikasika ny fandrindram-piterahana sy ho fanentanana ny olona hisitraka izany...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 19 Nov 2020 | Actualités
Andro fahatelo amin’ny atrik’asa hitadiavana paik’ady entina handrindràna sy hanatsaràna ny fizaràna faobe ny lay misy odimoka maharitra taona 2021. Tonga nizara ny traikefany tamin’izany Dr Fanjambololoniana Dominique RASAMOELINA, Sekretera...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 18 Nov 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Manga ny lanitra mikasika ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fitondram-panjakana sy ireo sehatra tsy miankina amin’ny fanatsaràna ny fahasalaman’ny vahoaka eny ifotony. Tontosa omaly 17 nôvambra 2020 ny fitokanana ny CSB II MAHAZAZA, ao amin’ny Kaomina Ambanivohitra...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 16 Nov 2020 | Actualités
Vonona tanteraka ny ekipan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka hisahana ny fiarovana ara-pahasalamana mialoha, mandritra ary aorian’ny fihaonanan’ny BAREA MADAGASIKARA sy ny Elefantan’i Cote d’Ivoire rahampitso tolakandro ao...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 16 Nov 2020 | Actualités
Aretina faha-efatra miteraka fahafatesana betsaka eto amintsika ny Tazomoka. Ho fanatsaràna ireo paikady entin’ny Fitondram-panjakana sy ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ary ireo Mpiara-miombon’antoka aminy hampihenana ny taha-pahafatesana...