Andro fahatelo amin’ny atrik’asa hitadiavana paik’ady entina handrindràna sy hanatsaràna ny fizaràna faobe ny lay misy odimoka maharitra taona 2021.
Tonga nizara ny traikefany tamin’izany Dr Fanjambololoniana Dominique RASAMOELINA, Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, sy ireo Tompon’andraikitra ara-pahasalamana eto amin’ny faritra Vakinankaratra.
 
Sary sy Fanadihadiana: DirCom/SCM-MSANP