Nandritra ny fandalovan’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis teto Nosy Be (Hell-ville) androany dia nanararaotra ihany koa ny tenany nijery ny fandrosoan’ny asa fananganana ny « Laboratoire Biomédicale » ao...