par Vonjy RANDRIANATOANINA | 29 Juil 2020 | Coronavirus
Taorian’ny Distrikan’i Besalampy dia nahazo ny anjara birikiny ihany koa ny Distrikan’i Maintirano amin’izao ady ataontsika handresena ny valanaretina « coronavirus » eto Madagasikara izao. Fitaovana maro fitsaboana marary sy ho...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 29 Juil 2020 | Coronavirus
« Radiographie numérique, Concentrateur d’oxygène, Masques chirurgicaux, Masques FFP 2, Surblouses, Gants, Lingettes » ilaina amin’ny fikarakarana marary sy amin’ny fiarovana ny mpiasan’ny fahasalamana no natolotry ny Fitondram-panjakana sy ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 29 Juil 2020 | Coronavirus
Toy ny marary rehetra ny olona voan’ny « coronavirus » saingy mila fikarakarana manokana. Aza ahilikilika ary toroy hevitra izy tsy hiafina any an-trano fa hanatona Toeram-pitsaboana hisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina sy ny tranga misy...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 29 Juil 2020 | Actualités
#Antsirabe -Pharmacie ASABOTSY Lot 15C 05 Atsinanantsena Sabotsy 020 44 483 43 #Fianarantsoa -Pharmacie LAMSECK Route de la Gare 020 75 514 63 -Pharmacie CENTRAL DU SUD Ambalapaiso 020 75 514 44 #Antsiranana (Diégo-Suarez) -Pharmacie ISSA Antsiranana 020 82 227 15...