par | 28 Mai 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Ao anatin’ny fanamafisana ireo paikady handresena ny covid-19 dia nanangana « Tunnel désinféctant » ny Kaomina Ambanivohitra Bongatsara. Ho fanohanana azy ireo amin’izao ady iraisana izao notoloran’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka...
par | 9 Fév 2021 | Coronavirus
Valanaretina coronavirus : nahitana fidinany ireo tranga tao anatin’ny telo andro « Mifanaraka tsara amin’ny ady natao tamin’ny coronavirus ny vokatra azontsika. Nahomby ireo paikady rehetra napetraka ary voafehy ny aretina na dia mbola ao anatin’ny ady tanteraka aza...
par | 29 Jan 2021 | Coronavirus
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manara-maso akaiky ny fivoaran’ny valanaretina Covid-19, tsikaritra araka izany fa misy fiakaran’ny tahan’ny olona mitondra ny tsimokaretina. Ny hany fitaovana ahafahantsika misoroka ny...
par | 27 Jan 2021 | Coronavirus
Ankoatran’ny fanarahana ireo fepetra ara-pahasalamana izay fiarovana azo antoka manoloana ny valan’aretina dia azo atao ihany koa ny manampy ny HERY FIAROVANA amin’ny alalan’ny « 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗𝗢𝗥𝗚𝗔𝗡𝗜𝗖𝗦 𝗖𝗩𝗢 𝗧𝗔𝗠𝗕𝗔𝗩𝗬 » 𝘀𝘆 𝗻𝘆 « 𝗖𝗩𝗢 𝗣𝗹𝘂𝘀 » izay tsy iza fa...
par | 27 Jan 2021 | Coronavirus
CTC-19 Village Voara Andohatapenaka : Misokatra amin’ny 08 ora maraina hatramin’ny 04 ora hariva amin’izao fanombohana izao. Ireo olona maneho soritr’aretina ahiahiana ho Covid-19 no raisina an-tanana eny. Afaka manatona mivantana na alefan’ny mpitsabo avy eny amin’ny...
par | 27 Jan 2021 | Coronavirus
« 𝙽𝚢 𝙲𝙷𝚄 𝙰𝚗𝚍𝚘𝚑𝚊𝚝𝚊𝚙𝚎𝚗𝚊𝚔𝚊 𝚑𝚊𝚝𝚛𝚊𝚖𝚒𝚗’ 𝚗𝚢 𝚗𝚒𝚜𝚒𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝙲𝚘𝚟𝚒𝚍-𝟷𝟿 𝚝𝚊𝚖𝚒𝚗’𝚗𝚢 𝚑𝚎𝚛𝚒𝚗𝚝𝚊𝚘𝚗𝚊 𝚍𝚒𝚊 𝚝𝚜𝚢 𝚝𝚊𝚙𝚊𝚔𝚊 𝚖𝚒𝚑𝚒𝚝𝚜𝚢 𝚗𝚊𝚗𝚍𝚛𝚊𝚢 𝚒𝚛𝚎𝚘 𝚖𝚊𝚛𝚊𝚛𝚒𝚗’𝚗𝚢 𝙲𝚘𝚛𝚘𝚗𝚊𝚟𝚒𝚛𝚞𝚜 𝚊𝚛𝚢 𝚖𝚋𝚘𝚕𝚊 𝚖𝚒𝚝𝚘𝚑𝚢 𝚒𝚣𝚊𝚗𝚢 𝚊𝚗𝚔𝚎𝚑𝚒𝚝𝚛𝚒𝚗𝚢… » 𝚑𝚘𝚢 𝚗𝚢 𝚃𝚊𝚕𝚎𝚗’𝚗𝚢 𝚑𝚘𝚙𝚒𝚝𝚊𝚕𝚢 𝙰𝚗𝚍𝚘𝚑𝚊𝚝𝚊𝚙𝚎𝚗𝚊𝚔𝚊 𝙿𝚛𝚘𝚏. 𝙽𝚊𝚜𝚘𝚕𝚘𝚝𝚜𝚒𝚛𝚢 𝚁𝙰𝚅𝙴𝙻𝙾𝚂𝙾𝙽 𝚊𝚗𝚍𝚛𝚘𝚊𝚗𝚢𝟷𝟻 𝚓𝚊𝚗𝚘𝚊𝚛𝚢 𝟸𝟶𝟸𝟷....