par Vonjy RANDRIANATOANINA | 11 Nov 2020 | Actualités, Coronavirus
Notanterahina nanomboka omaly ary hifarana rahampitso 12 novambra 2020 ao amin’ny Hotel Colbert Antaninarenina ny fivoriana fanaon’ny « CTR » ao anatin’ny « réseau SEGA /COI ». Fivoriana fanao isan-taona izay andraisan’ireo teknisianina misahana ny fahasalamana eny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 9 Nov 2020 | Coronavirus
Tonga nijery ireo Toerana natao handraisana ireo marary ahiana ho voan’ny « Covid-19 » tany Toamasina ny Alahady 08 Novambra lasa teo ny Delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay notarihin’ Andriamatoa Minisitra, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 8 Nov 2020 | Coronavirus
#Tranga_vaovao: 122 tamin’ireo 2495 nanaovana fitiliana. Analamanga 17 Vakinankaratra 3 Atsinanana 3 Alaotra Mangoro 19 Matsiatra Ambony 20 Vatovavy Fitovinany 8 Ihorombe 1 Boeny 2 Atsimo Andrefana 5 Anosy 4 Menabe 2 Sava 10 Diana 11 Cas importés 17 #Sitrana:...
par | 29 Oct 2020 | Coronavirus
Manoloana ny fiatrehana ny ady amin’ny famongorana ny COVID-19 dia nisy ny valandresaka mahasika izany niarahana tamin’ ny talen’ny DVSSER androany 29 oktobra 2020. izay niresahany sy nitondrany fanazavana momba ny mason-tsivana izay atao amin’ny...
par | 19 Oct 2020 | Coronavirus
Actuellement, le coronavirus est presque vaincue à Madagascar; de nouvelles dispositions ont par conséquent été prises. Dorénavant, l’émission sur l’évolution de la pandémie de covid-19 est présentée hebdomadairement. Par ailleurs, l’émission...
par | 13 Oct 2020 | Coronavirus
Ce 13 Octobre 2020, 28 nouveaux cas sont enregistrés dont 2 dans la région Analamanga, 3 dans la région Alaotra, 1 dans la région Ihorombe, 1 dans la région Haute Matsiatra, 2 dans la région Vatovavy Fitovinany, 1 dans la région Atsimo Andrefana, 3 dans la région de...