par | 4 Juil 2020 | Coronavirus
Ny fitantanana mangaraharaha dia iray amin’ireo laharampahamehan’ny Minisiteran’ny Fahasalamana,anisan’ny paik’ady anatanterahana izany ny fahafantarana ireo zava misy marina eny anivon’ireo hopitalim-panjakana. Ao anatin’izany indrindra dia nisy ny fidinana ifotony...
par | 4 Juil 2020 | Coronavirus
Ny maraina ny 03 Jolay 2020 dia nitafa sy nifampidinika tamin’ireo filohan’ny sendika sy solontenan’ mpiasa ato anatin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Minisitry ny Fahasalamana sy ny Sekretera Jeneraly ary ny talen’ny kabinetra. Naharitra adiny 03 teo ho eo...
par | 3 Juil 2020 | Coronavirus
02 Décès 34 forme grave ( CHUJRB:18,Anosiala:09,Andohatapenaka:04,Antsirabe:01, Morafeno: 01, Hopitaly Analakinina Toamasina:01) 17 Guérisons (13: Faritra Atsinanana, 04: notsaboina tao amin’ny CHUJRB) 109 Nouveaux ca (85: Antananarivo,01 Moramanga,le reste non...
par | 3 Juil 2020 | Coronavirus
Mitohy ny ezaka fifampizarana sy fifanakalozana traikefa eo amin’ny mpiasan’ny fahasalamana entina hanamafisana ny ady amin’ny fiparitahan’ny valanaretina Covid19 eto amin’ny faritra Analamanga. Nojerena manokana sy nodinihana nandritra ny fidinana ifotony teny...
par | 1 Juil 2020 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany maraina ny « CMC » na « Centre Médical Covid-19 », eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka,natrehan’ny Filohan’ny Repoblika mivady, ny Praiministra, ny Ministry ny fahasalamam-bahoaka, ary ireo Ministera...
par | 1 Juil 2020 | Coronavirus
89 Nouveaux cas (88 Antananarivo,01 Vohipeno V7V) 12 Guérisons (09 CHUJRB,02 Alaotra mangoro, 01 : Ambatovy) Formes graves : 24 CHUJRB,03 Anosiala,03 Andohatapenaka,01 Morafeno, 01 Antsirabe 02 Decés