𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐈𝐊𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀-𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐈𝐊𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀-𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

Olona miisa 1196 no nisitraka maimaimpoana ny tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka izay notanterahana tao amin’ny Kaominina Sandrandahy, Distrikan’i Fandriana, Faritra Amoron’i Mania, omaly Zoma 19 jona 2021, teo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitry ny...
𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝟑𝟏 𝐌𝐀𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟏

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝟑𝟏 𝐌𝐀𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟏

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝟑𝟏 𝐌𝐀𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟏 Ny avy ao amin’ny Fitaleavana misahana ny mahaolona na « Direction des ressources humaines -DRH” no nisahana ny tatitry ny asa vita nandritry ny herinandro lasa sy ireo asa ho tanterahina mandritra ity...
ADY AMIN’NY TAZOMOKA:

ADY AMIN’NY TAZOMOKA:

ADY AMIN’NY TAZOMOKA: Isan’ny paikady iray hoentin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka hiadiana amin’ny aretina Tazomoka ny firazana lay misy ody moka maharitra. Misy arak’izany ny atrik’asa izay tanterahina any Morondava ho fanomanana ny fizarana ireo lay misy...
𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐃𝐈𝐏𝐋𝐀𝐎𝐌𝐀𝐓𝐈𝐊𝐀: 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐬𝐨𝐢𝐯𝐨𝐡𝐨𝐧’𝐢 𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐁𝐫𝐞𝐭𝐚𝐠𝐧𝐞, 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚, 𝐏𝐫𝐨𝐟. 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐇𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚𝐥𝐚 𝐉𝐞𝐚𝐧 𝐋𝐨𝐮𝐢𝐬

𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐃𝐈𝐏𝐋𝐀𝐎𝐌𝐀𝐓𝐈𝐊𝐀: 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐬𝐨𝐢𝐯𝐨𝐡𝐨𝐧’𝐢 𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐁𝐫𝐞𝐭𝐚𝐠𝐧𝐞, 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚, 𝐏𝐫𝐨𝐟. 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐇𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚𝐥𝐚 𝐉𝐞𝐚𝐧 𝐋𝐨𝐮𝐢𝐬

Nandray ny Masoivohon’i Grande Bretagne, SEM David William Ashley izay miasa sy monina eto amintsika ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis androany 1 martsa 2021. Niompana tamin’ny fanamafisana ny fiarahamiasa mahakasika...