Ministère de la santé publique
  • Coronavirus
  • Actualités
    • Evènements
  • Nos réalisations
  • Projets constructions
  • Documents
  • A propos
    • Organigramme
    • Contactez-nous
    • Le Ministre
Sélectionner une page
Fanatsarana ny rafitra fanangonana vaovao manodidina ny tahirin’entana avi amin’ireo PHA-G-Dis

Fanatsarana ny rafitra fanangonana vaovao manodidina ny tahirin’entana avi amin’ireo PHA-G-Dis

par | 4 Déc 2020 | Evènements, Nos réalisations

Nanatanteraka atrikasa ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka mahakasika ny fanatsarana ny rafitra fanangonana vaovao manodidina ny tahirin’entana voaray sy mivoaka ary nampiasaina toy ny fanafody sy fitaovana avy amin’ireo « Pharmacie Grossiste de Districts » na...
Fankalazana ny andro iraisam-pirenena amin’ny ady amin’ny SIDA

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena amin’ny ady amin’ny SIDA

par | 2 Déc 2020 | Actualités, Evènements

Nankalazaina omaly 01 desambra 2020 ny andro manerantany amin’ny ady amin’ny SIDA, izay notontosaina omaly tao amin’ny Le Pavé Antaninarenina, niarahan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-mamiombon’antoka toy ny OMS...
Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka miady amin’ny Kolikoly

Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka miady amin’ny Kolikoly

par | 2 Déc 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations

Ny Centre Hospitalier de Référence Régionale (CHRR) Anosy no nandrombaka ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana fametrahana fenitra arak’asa (mise en place de standard de service) izay nokarakarain’ny Bianco tany amin’ny faritra Anosy teo amin’ny...
AKON’NY FANANGANAN-TSAINA Alatsinainy 30 novambra 2020

AKON’NY FANANGANAN-TSAINA Alatsinainy 30 novambra 2020

par | 30 Nov 2020 | Actualités, Evènements

Androany Alatsinainy 30 novambra 2020 dia ny teo anivon’ny DSSB indray no nitatitra ny asa vita tamin’iny herinandro lasa iny sy nampahafantatra ireo asa miandry ho amin’ity herinandro vaovao ity. Nandray fitenenana avy hatrany Andriamatoa Ministra ny...
Boeny: Fitsidihan’ Andriamatoa Ministitry ny Fahasalamam-bahoaka ireo olona avy nodidiana « hernie »

Boeny: Fitsidihan’ Andriamatoa Ministitry ny Fahasalamam-bahoaka ireo olona avy nodidiana « hernie »

par Vonjy RANDRIANATOANINA | 27 Nov 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations

Anio zoma 27 novambra 2020, dia nisy ny fitsidihan’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis ireo avy nodidiana « hernie »27 tao amin’ny Hopitaly Manara-penitra CHU Mahavoky Mahajanga. Nohamafisiny fa zava-dehibe tokoa izao...
BOENY: Fihaonana ho fanatsaràna ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Fandriam-pahalemana

BOENY: Fihaonana ho fanatsaràna ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Fandriam-pahalemana

par Vonjy RANDRIANATOANINA | 26 Nov 2020 | Actualités, Evènements

Ankoatra ny fandidiana « hernie » faobe sy ny fitsidihana ny CHU Androva ary ny fihaonana tamin’ireo tompon’andraikitry ny fahasalamana tao an-tapon’ny tananan’i Boeny, dia nisy ihany koa ny fihaonan’ireo Minisitra 02 mpikambana ao anaty...
« Précédentes
Suivantes »

Récents

  • Casino Rewards Bonus No Deposit
  • Top Skrill Casinos Ranked for 2024
  • New No Deposit Casino Canada Welcome Bonus
  • Casino Bonus Without Deposit Cashable Canada 2022
  • Nelly Windsor Casino Play Now Get Started

Catégories

  • Actualités
  • Coronavirus
  • Evènements
  • Nos réalisations
  • Projets constructions
  • Facebook
  • Twitter
  • Google
  • RSS
© Copyright | Développeur