Ministère de la santé publique
  • Coronavirus
  • Actualités
    • Evènements
  • Nos réalisations
  • Projets constructions
  • Documents
  • A propos
    • Organigramme
    • Contactez-nous
    • Le Ministre
Sélectionner une page
Salama ny Fahasalamam-bahoaka

Salama ny Fahasalamam-bahoaka

par Vonjy RANDRIANATOANINA | 26 Nov 2020 | Actualités, Evènements

Taorian’ny fandidiana faobe dia nisy ny fitsidihana ny CHU PZaGa Androva. Nandritra izany dia nitafa sy nanome toro-marika ireo tompon’andraikitry ny fahasalamana eto an-tampon-tananan’i Mahajanga ny Minisitra roalahy izay tonga nanotrona sy nanome...
AKON’NY FANANGANAN-TSAINA :  Alatsinainy 23 novambra 2020

AKON’NY FANANGANAN-TSAINA : Alatsinainy 23 novambra 2020

par | 23 Nov 2020 | Actualités, Evènements

Anjaran’ny « DEPSI » androany no nitondra ny tatitra ny asa vita sy ny vina ho an’ity herinandro mitsidika ity. Maro ny asa vita ary mbola maro ireo asa miandry. Taorian’izay dia nandray fitenenana ny Minisitra Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, ary tamin’izany no...
Kaominina Antanetibe Mahazaza – Nahazo CSB II vaovao

Kaominina Antanetibe Mahazaza – Nahazo CSB II vaovao

par Vonjy RANDRIANATOANINA | 18 Nov 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations

Manga ny lanitra mikasika ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fitondram-panjakana sy ireo sehatra tsy miankina amin’ny fanatsaràna ny fahasalaman’ny vahoaka eny ifotony. Tontosa omaly 17 nôvambra 2020 ny fitokanana ny CSB II MAHAZAZA, ao amin’ny Kaomina Ambanivohitra...
AKON’NY FANANGANANTSAINA Alatsinainy16 Novambra 2020

AKON’NY FANANGANANTSAINA Alatsinainy16 Novambra 2020

par | 16 Nov 2020 | Actualités, Evènements

Niavaka ny fananganan-tsaina androany satria dia tany amin’ny Laboratoara LA2M Androhibe ny Sekretera Jeneraly sy ireo tale samihafa eto amin’ny Ministeran’ny Fahasalamambahoaka no nanangan-tsaina, izay nitohy tamin’ny fivorian’ny « Staff » notarihan-dRamatoa...
Akon’ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny diabeta

Akon’ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny diabeta

par Vonjy RANDRIANATOANINA | 14 Nov 2020 | Actualités, Evènements

Nanamarika ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny Diabeta teto Nosy be (Hell-ville) androany ihany koa ny fitokanana ny « Centre de Diabète Giovanna Saracino ». Araka ny hitantsika amin’ny sary izao dia Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka,...
Fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny diabeta – Nosy be (Hell-Ville)

Fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny diabeta – Nosy be (Hell-Ville)

par Vonjy RANDRIANATOANINA | 14 Nov 2020 | Actualités, Evènements

Ankalazaina androany 14 novambra ny andro maneran-tany ho an’ny diabeta. « Ny Diabeta sy ny Infirmera »no lohahevitry ny fankalazana tamin’ity taona ity. Any Nosy Be Hell – Ville no ivon’ny Fankalazana ho antsika eto Madagasikara izay...
« Précédentes
Suivantes »

Récents

  • Silversands Casino No Deposit Bonus Offer
  • 7bit Casino Register Fast Access
  • Best Free Online Casino Games.1
  • New Online Casinos No Deposit Bonus
  • Ontario Casino Guide and Info

Catégories

  • Actualités
  • Coronavirus
  • Evènements
  • Nos réalisations
  • Projets constructions
  • Facebook
  • Twitter
  • Google
  • RSS
© Copyright | Développeur