par | 21 Août 2020 | Actualités, Evènements
C’est dans un esprit de camaraderie que s’est passé aujourd’hui la passation de pouvoir entre le Ministre de la Santé publique sortant, le Pr Ahmad Ahmad, et le nouveau Ministre de la Santé Publique, le Pr RAKOTOVAO Jean Louis, au siège du Ministère...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Août 2020 | Actualités, Evènements
Araka ny Didim-panjakana Laharana 2020 – 997 ny 20 Aogositra 2020 ho fanendrena ny Mpikambana ao amin’ny Governemanta vaovao izay tarihin’ny Praiminisitra Christian Ntsay, voatendry ho Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka, Pr Hanitrala Jean Louis Rakotovao. Ny...
par | 18 Août 2020 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
ADY AMIN’NY CORONAVIRUS MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS Mitohy hatrany ny fampitaovana hanatsaràna ny rafipahasalamana iatrehana amin’ny ady amin’ny Covid-19. Ny COI (Commission de l’Océan Indien), izay fivondronan’ny firenena eo amin’ny ranomasimbe...
par | 1 Juil 2020 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany maraina ny « CMC » na « Centre Médical Covid-19 », eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka,natrehan’ny Filohan’ny Repoblika mivady, ny Praiministra, ny Ministry ny fahasalamam-bahoaka, ary ireo Ministera...
par | 25 Juin 2020 | Evènements
Notanterahina androany ny lanonana fanolorana ny « Certificat de Reconnaissance » avy amin’ Andriamatoa Pr Ahmad AHMAD, Minisitry ny fahasalamam-bahoaka , ho fanaovam-beloma sy fankasitrahana an’Andriamatoa Pierre-Loup LESAGE, « Sénior Représentant Résident PSI » na...
par | 22 Juin 2020 | Evènements
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy androany 22 Jona 2020, ny « Centre kintana » izay « centre médical » faha telon’ny Fondation Akbaraly eto Madagasikara tao aorian’ny any Fianarantsoa sy Mahajanga. Hisahana sy hikarakara ireo marary amin’ny ankapobeny ity ivo-toerana...