par Vonjy RANDRIANATOANINA | 5 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
Plan Stratégique National de Lutte contre la drepanocytose Madagascar
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 5 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
Plan Stratégique National de la Santé des Personnes Agées Madagascar
par | 25 Juin 2021 | Actualités, Nos réalisations
Taorian’ny Kaominina Ambanivohitra Sandrandahy, Faritra Amoron’i Mania sy ny Kaominina Maevatanana, Faritra Betsiboka dia ny Kaominina Ambanivohitra Bongatsara no nampiantrano ny tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka izay nokarakarain’ny...
par | 22 Juin 2021 | Evènements, Nos réalisations
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐅𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐅𝐈-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀: 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐔𝐒𝐀𝐈𝐃 𝐀𝐂𝐂𝐄𝐒𝐒 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐒 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀 Fandriana moderina sy mifanaraka amin’ny tontolo ambanivohitra miisa 336,fitaovana sy kojakoja hoan’ny fitsaboana toy ny « stéthoscopes, kits...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Juin 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Hanao fizarana faobe lay misy odimoka maharitra isika amin’ity taona ity manerana ny faritra 21 eto Madagasikara. Hisy ny fanisana olona isan-tokantrano, koa arakaraky ny isan’olona ao an-trano ny anjara lay ho azony. Omena tapakila na « coupon » hatakalo lay isika,...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Juin 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Olona miisa 1196 no nisitraka maimaimpoana ny tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka izay notanterahana tao amin’ny Kaominina Sandrandahy, Distrikan’i Fandriana, Faritra Amoron’i Mania, omaly Zoma 19 jona 2021, teo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitry ny...