par Vonjy RANDRIANATOANINA | 19 Nov 2020 | Actualités, Nos réalisations
Anisan’ny làlana iray ahafahana mampandroso ny firenena ny fampitomboana ny tahan’ny olona mampiasa ny fandrindrana fiainam-pianakaviana. Araka izany, ho fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra mikasika ny fandrindram-piterahana sy ho fanentanana ny olona hisitraka izany...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 18 Nov 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Manga ny lanitra mikasika ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fitondram-panjakana sy ireo sehatra tsy miankina amin’ny fanatsaràna ny fahasalaman’ny vahoaka eny ifotony. Tontosa omaly 17 nôvambra 2020 ny fitokanana ny CSB II MAHAZAZA, ao amin’ny Kaomina Ambanivohitra...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 13 Nov 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Sambany taty Afrika no nisy hetsika toy ny lanonana notanterahana tetsy amin’ny Lapan’ny Antenimierampirenena androany 13 Novambra 2020. Tanjona araka ny velirano fahadimy nataon’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA tamin’ny vahoaka...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 13 Nov 2020 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Mitohy ary mihamafy hatrany ny fifandraisantsika amin’ireo mpiara-miombon’antoka vahiny, amin’ny fanamafisana ny rafi-pahasalamana ary indrindra amin’ny ady amin’ny valanaretina covid-19 izay atrehantsika izao. Tontosa io maraina io teny amin’ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 13 Nov 2020 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, ny Governemanta Japoney ary ny UNFPA. Sombiny amin’ny kabarin-dRamatoa Miranda TABIFOR, Solotena lefitry ny UNFPA eto Madagasikara sy ny Kabarin’ny SEM HIGUSHI Yoshi, Ambasadora...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 13 Nov 2020 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
FANOLORANA OFISIALY IREO FITAOVANA SY KOJAKOJA ENTINA MIADY AMIN’NY COVID-19 Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, ny Governemanta Japoney ary ny UNFPA Sombiny amin’ny kabarin’ Andriamatoa Minisitry ny...