Ady amin’ny tsifanjariantsakafo.

Ady amin’ny tsifanjariantsakafo.

Araka ny efa nambaran’Andriamatoa Minisitra, nandritra ny fananganan-tsaina ny Alatsinainy 12 Oktobra 2020, dia nidina ifotony any amin’ny faritra Atsimo izay misy ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ny tenany sy ireo ekipa miaraka aminy. Efa any Amboasary atsimo ny...
Ireo asa fanao eny anivon’ny CSB

Ireo asa fanao eny anivon’ny CSB

Ankoatra ny asa amandraharaha mikasika ny fitsaboana dia misy ihany koa ny fidinana ifotony ataon’ireo mpiasan’ny fahasalamana eny amin’ny kaominina Ambanivotra, mandritra izany fotoana izany no anatanterahan’izy ireo ny fitsaboana manantona ny tsirairay, anisan’ny...
Fikojakojana  fitaovana

Fikojakojana fitaovana

Ao anatin’ny fitantana tsara rindra dia miezaka hatrany ny eto anivon’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka amin’ny fikojakojana ireo fitaovana rehetra eo ampelatanany. Ao anatin’izany ireo fiara ampiasaina ho amin’ny fanatanterahana ny asa, toy ny eo anivon’ny...