Fanadihadiana sy Fijerena Ifotony momba ny PFA

Fanadihadiana sy Fijerena Ifotony momba ny PFA Na dia eo aza ny ady iatrehana ny valan’aretina COVID-19 dia mitohy hatrany ireo asa andavan’andro iandraiketan’ireo sampandraharaha isantsokajiny eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Anisan’izany ny eo anivon’ny Direction de Programme Elargie...