par | 26 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝘁𝘀𝗼𝗮, 𝟮𝟱 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮. Ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Analamanga, izay notarihin’ny Tale Dr Laliharisoa RAHARIMAMONJY, dia nisafidy ny CSB II Ambohitsoa nanatanterahana ny fankalazana. Ny CSB II Ambohitsoa dia isan’ireo Tobimpahasalamana...
par | 22 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fizaham-pahasalamana maimaimpoana mikasika ny: – Aretina ankapobeny, aretin’ny zaza. – Aretin’ny maso, sofina, tenda, nify sy ati-vava. Fitiliana diabeta, tosi-drà, homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza. Fampahafantarana ny fanarenana...
par | 15 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mitohy hatrany ny ezaka amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka ho fanatanterahana ny Velirano fahadimy teboka faharoa. Anisan’ny voakasik’izany ny mikasika ny famatsiana « oxygène » eny anivon’ireo...
par | 14 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗔𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼, 𝟭𝟰 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Andriamatoa Minisitry ny fahasalamam-bahoaka no namarana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana androany. Fivoriana fandaminan’ asa izay naharitra telo andro ary nahafahana niresaka sy nifampizara ny vinan’ny...
par | 11 Avr 2022 | Evènements, Nos réalisations
Indro aseho antsika an-tsary ny andro voalohany mikasika ny fitiliana maso maimaimpoana sy fandidiana katarakta maimaimpoana izay karakarain’ny Fitondram-panjakana Malagasy amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ho fanatanterahana...
par | 9 Avr 2022 | Actualités, Nos réalisations
Les Techniciens de laboratoire admis dans la Région Analamanga peuvent venir signer leurs contrats de travail au niveau de la DRH, porte 52 Ambohidahy.