I. ZAVA-BITA
FIDINANA IFOTONY NIARAHANA TAMINโ€™ANDRIAMATOA MINISITRA:

Fihaonana ho fitadiavana vahaolana mifandraika amin’ny fitantanana ny fanafody sy kojakojam-panafody ao aminโ€™ny FANOME sy ny programa, niarahana tamin’ny ekipanโ€™ny EMAR Analamanga, EMAD Antananarivo Atsimondrano sy ireo lehiben’ny CSB 25 ary ny staff-nโ€™ny Minisitra ; izay notanterahina tao amin’ny biraon’ny Kaominina Bemasoandro Itaosy.

1. DSFa
– Fanatontosana clip video mahakasika ny fandrindrana fiterahana niarahana tamin’ny Direction Communication ;
– Fametrahana Tobim-pahasalamana sakaizan’ny tanora miisa 18 (distrikan’ny Sambava, Antalaha, Andapa) any amin’ny faritra SAVA niarahana tamin’ny SAVE THE CHILDREN ;
– Fitiliana ireo singa-na sira avy amin’ny distrika miisa 114 ijerena ny tahan’ny fluor sy ioda ahafahana manaramaso ireo mpamokatra sira.

2. DHRD
– Naka ny coordonnรฉes GPS nโ€™ireo toerana nanorenanan HMP any aminโ€™ireo Faritra voakasikโ€™izany
– Fanaovana ny โ€œCartographieโ€ momba ny fitantanam-bola sy momba ireo tranganโ€™aretina 5 voalohany mateti-piseho hoanโ€™ireo marary mitsabo tena eo anivonโ€™ny CHRR/CHRD2
– Famolavolana ny filร na โ€œpersonnelโ€ hoanโ€™ireo Hรดpitaly Manarapenitra 13 vaovao.
– Mitohy hatrany ny fanampiana ny Hรดpitaly rezionaly sy distrika aminโ€™ny fandrafetana ny teti-kasa ho fampivoarana ny Hรดpitaly (PEH).
– Fidinana ifotony niaraka taminโ€™ny ministeranโ€™ny ekonomie et finance nanadihady sy nanome toromarika ny โ€œmagasin VIVOPTIQUEโ€ aminโ€™ny fangatahiny handray an-tanana ny mpiasam-panjakana sy ny fianakaviany.

3. DPLMT
Fanantanterahana ny ยซย auditย ยป ny farmasia eo anivon’ny CHRD Vangaindrano.

4. DPEV
Famakafakana ny valin’ny fanadihadiana mahakasika ny tahan’ny fahavitana vaksiny eto Madagadikara (enquรชte de couverture vaccinale) notanterahina tamin’ny herinandro teo tany Mantasoa.

5. DTS
– Fanomanana ny fanokafana ยซ Postes de transfusion Sanguine ยป ao aminโ€™ny Faritra SOFIA
– Famatsiana ireo Centres de transfusion sanguine 21 ao aminโ€™ny Faritra Sofia ihany
– Validation-ny canevas d’habilitation ny mpiasa hiasa ao aminโ€™ny CTS

6. DSSB
– Fanofanana ny EMAR/EMAD tao aminโ€™ny faritra Alaotra Mangoro mahakasika ny fametrahana ny โ€œsystรจme VOUCHERโ€ ao anatinโ€™ny faritra ho mpampiofana ny mpian-tsehatra isaky ny distrika
– Fitsidihana CSB2 Carion sy Andasibe

7. DIRCOM
– FANDRAKOFANA AN-TSARY: Fampitaovana avy aminโ€™ny ASOS SY NY AMDA MINDS ho anโ€™ireo CSB miisa 25 ao aminโ€™ny SDSP Atsimondrano.

– Famokarana sy fandefasana ny emission seraseranโ€™ny fahasalamana izay mandeha isaky ny asabotsy hariva ao aminโ€™ny RNM
โ€ข Fizaram-baovao avy aminโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka aminโ€™ireo haino aman-jery isan-karazany sy ny mpanao gazety ao anaty POOL MSANP.

8. NY AVY ANY AMINโ€™NY FARITRA

A. DRSP ANOSY
– Fanofanana ny Mpiasanโ€™ny Fahasalamana ao Taolagnaro momba ny Fandrindrร na ny Fiainam-Pianakaviana (Planning Familial Intรฉgrรฉ)
– Fanofanana ny Mpiasanโ€™ny Fahasalamana ao Amboasary aminโ€™ny โ€œHumanisations des soinsโ€

B. DRSP BONGOLAVA

– Fanaovana ny Audit Pha-g-dis SDSP Fenoarivobe, pharmacie CHRD Fenoarivobe
– Nanatanteraka fivoriana niaraka taminโ€™ny Collectivitรฉs Territoriales Dรฉcentralisรฉes Fenoarivobe nandinihana ny momba ny Fanjariana ara-tsakafo sy ny Fahasalamana

D. DRSP AMORONโ€™I MANIA

– Fampitaovana avy aminโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka: ordinateur portable 2, moto 1, imprimante 1.
– Didi-poitra sy tevika faobe tao aminโ€™ny CHRR Amoronโ€™i Mania, fiaraha-miasa aminโ€™ny vondrona Laika FJKM Ambositra:
– Rรฉception technique ny foto-drafitrasa niarahana aminโ€™ny DIORANO Wash

E. DRSP VATOVAVY FITOVINANY
– Fanofanana ny Mpiandraikitra ny Centre de Diagnostic et de traitement Tuberculose : Tolongoina, Ikongo, Nosy Varika
– Fanofanana momba ny Fandraisana an-tanana ny tratranโ€™ny tsy fanjariana ara-tsakafo hoanโ€™ny Mpiandraikitra aminโ€™ireo Distrika enina

F. DRSP BOENY
– Dinika savaranonando Fametrahana eo anivon’ny DRSP Boeny ny AMBULANCE Rรฉgionale fanomezann’ny BNGRC ho an’ny Gouvernorat Boeny tao amin’ny Complexe Mรจre enfant Androva Mahajanga
– Fampiofanana ireo lehibe ny tombim-pahasalamana fototra folo ao aminโ€™ ny Distrika Marovoay mahakasika ny fitiliana sy fandraisana an-tร nana ireo marary ny habokร na ary fitiliana ireo marary ny habokร na eo anivo ny Tombim-pahasalamana telo izay tena be marary ny habokร na (CSB2 Ankanzomborona, CSB2 Marovoay, CSB2 Marosakoa)

G. DRSP VAKINANKARATRA
Didi-poitra faobe natao tao aminโ€™ny Commune Mandoto, Distrika Mandoto, Faritra Vakinankaratra. : Ankizy miisa 47 no vita hasoavana taminโ€™izany.

H. DRSP MELAKY
Fitiliana faobe momba ny HTA sy Diabรจte .Hetsika fanao isam-bolana izay iarahan’ny DRSP Melaky sy ny ONG Vonjy Madagasikara, ka tao Andranovoribe no nanaovana izany ny Alatsinainy ka hatramin’ny Alarobia teo.

I. DRSP ATSIMO ANDREFANA
– Fanofanana ekipa vaovao CRENAS mobiles roa eo anivonโ€™ny Faritra
– Fivoriana t@ alalan’ny tambazotra serasera ho fandrindrana ny fiaraha-miasanโ€™ny fitondram-panjakana sy UNFPA
– Fanatanterahana ny fampiofanana ny mpanentana ara.pahasalamana tao @ Distrika Toliara 2 momba ny aretina habokana

J. DRSP ATSINANANA
– Fanofanana momba ny fiarovana sy ny fandraisana an-tanana ny aretina manodidina izao ady aminโ€™ny covid-19 izao ary koa ny fahaizana mandray sy mikarakara ny marary
– Fampiofanana momba ny Planning Familial Intรฉgrรฉ

II. IRETO KOSA IREO ASA KASAINA TANTERAHINA AMINโ€™ITY HERINANDRO ITY

1. DPEV
– Fanaovana tombanezaka ny fanaovam-baksiny miaro amin’ny Coronavirus andiany voalohany sy fanomanana ny andiany faharoa izay hatao any Ambohimiandra ny 13 sy 14 jolay ho avy izao;
– Atrik’asa hanambarana amin’ny fomba ofisialy ny valin’ny fanadihadiana ny tahan’ny fanaovam-baksiny eto Madagasikara izay hotanterahina ao amin’ny Carlton ny Alakamisy 15 jolay 2021.

2. DSSB
– Fandraisana anjara aminโ€™ny fanofanana ny EMAD Tulรฉar 1 sy Tulรฉar 2 mahakasika ny fahaiza-mitarika sy mitantana (LDP+)

3. DHRD
– Fidinana ifotony eo anivonโ€™ny Hรดpitaly aminโ€™ny fanaraha-maso ny famolavolร na sy fanatanterahana ny teti-kasa ho fampivoarana ny Hรดpitaly (PEH).
– Fanaraha-maso ny fampiharana ny โ€œapproche 5S-KAIZENโ€ mba hanatrarana ny tanjona ho tonga any aminโ€™ny LABELISATION.

4. DPS
– Fanofanana momba ny Serasera ยซ Communication ยป hoanโ€™ny mpiasanโ€™ny HJRA
– Fivoriana momba ny stratรฉgie institutionnelle miaraka aminโ€™ny projet FAFY

5. DRSP VAKINANKARATRA
– Fanohizana ny asa fanentanana mahakasika ny ady aminโ€™ny Covid-19
– Fanatanterahana ny โ€œSupervision intรฉgrรฉe et ciblรฉeโ€ aminโ€™ireo Distrika 7 mandrafitra ny Faritra Vakinankaratra
– Fametrahana ny โ€œCSB rรฉformรฉโ€ ao Andranomanelatra, Betafo, Atanomandry. miaraka aminโ€™ny โ€œUnion Europeรฉnneโ€.
– Fivoriana mahakasika ny โ€œOpรฉration Smileโ€ iarahana aminโ€™ny GES (Global Essential Surgery). Mpandray anjara CHRR, CHRD. Lahadinika mandritra izany ny famadihana ny CHRD I ho lasa CHRD II ka ny tanjona dia ny mba hanananโ€™ ny distrika tsirairay toeram-pandidiana.

6. DRSP ATSIMO ANDREFANA
– Fanadihadiana mahakasika ny fisian’ny tranga lefakozatra iray hita tao Maninday, distrika Toliara 2
– Fanatanterahana ny fiofanan’ireo 17 mpitantana tobi-pahasalamana ao anatin’ny Distrika ara-pahasalamana ny Toliara 2 mahakasika ny Fandrindrana ny fiana-pianakaviana rehetra.
– Fampiofanana ny EMAD sivy sy tomponandraikitra CDT Atsimo Andrefana momba ny antotanโ€™isa sy fikirakirana taratasy momba ny aretina raboka.
– Fandraisana farany ny tetikโ€™asa fanamboarana sy fampidirana rano eny aminโ€™ny Tobim-pahasalamana ao aminโ€™ny SDSP Toliara I: CSB2 Tanambao โ€“Tsimenatsy โ€“ Mahavatsy I – Mahavatsy II โ€“ Sanfily โ€“ Besakoa โ€“ Mitsimbina โ€“ Betania.

7. DRSP ANOSY
Fanofanana ny mpiasanโ€™ny Fahasalamana ao Amboasary ny Planning Familial Intรฉgrรฉ

8. DRSP V7V
Fanofanana ny EMAR momba ny fandraisana an-tร nana ny Peste iarahana aminโ€™ny Institut Pasteur

9. DRSP ATSINANANA
– Dinikโ€™asa iarahanโ€™ny EMAR, EMAD sy ny ACCESS momba ny ย ยป Approche Tombim-pahasalamana Tomombana sy Mahombyย ยป TTM
– Fanaovana audit ny Pha-Ge-Dis Toamasina 1

Tatitra: DHRD
Sary SCM/DirCom-MSANP