Serasera anatiny – fampiofanana

Serasera anatiny – fampiofanana

Ho fanatsarana ny serasera anatiny dia nisy ny fizarana fahalalana sy fanamafisana traikefa mikasika ny  » Correspondance Administrative » ho an’ ireo mpitantana (Tale, Lehiben’ny sampandraharaha…) isan-tsokajiny eto anivon’ny...
Fanomezan-dra: Fitiavana ny mpiray tanindrazana

Fanomezan-dra: Fitiavana ny mpiray tanindrazana

Fiadidiana ny Repoblika nanome rà maimaimpoana ireo mpiasa ao aminy Ny fitiavana tokoa no lehibe indrindra satria tsy nisalasala nanome rà an-tsitrapo ireo mpiasa eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika ho tombontsoa iombonana, fahasalamana ho an’ny manome azy ary aina...