par Vonjy RANDRIANATOANINA | 11 Nov 2020 | Actualités, Coronavirus
Notanterahina nanomboka omaly ary hifarana rahampitso 12 novambra 2020 ao amin’ny Hotel Colbert Antaninarenina ny fivoriana fanaon’ny « CTR » ao anatin’ny « réseau SEGA /COI ». Fivoriana fanao isan-taona izay andraisan’ireo teknisianina misahana ny fahasalamana eny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 10 Nov 2020 | Actualités
Tontosa io tolakandro io ny fihaonana andiany voalohany izay niarahan’ny Fitaleavana misahana ny serasera (Dir.Com) eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo tomponandraikitry ny serasera (Point Focal en Communication/Direction). Fihaonana izay...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 9 Nov 2020 | Actualités
Manao tohy vakana ireo mpiara-miombonantoka maneho ny fahavononany hiara-hiasa hatrany amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Tonga nanao fitsidihana ombam-panajana sy niarahaba an’Andriamatoa Ministra ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 9 Nov 2020 | Coronavirus
Tonga nijery ireo Toerana natao handraisana ireo marary ahiana ho voan’ny « Covid-19 » tany Toamasina ny Alahady 08 Novambra lasa teo ny Delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay notarihin’ Andriamatoa Minisitra, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean...