Vaccinomobile miisa 7 no azo hanatonana

Vaccinomobile miisa 7 no azo hanatonana

Ankoatra ireo Toerana voatokana hanaovam-baksiny dia miisa fito ireo « Vaccinomobile » afaka hanatonanao. Marihana fa raha mahatratra 20 ny isan’ireo vondron’olona maniry ny hisitraka izao fanaovam-baksiny maimaimpoana izao dia afaka manatona ihany koa ny...
COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 08 JIONA 2021

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 08 JIONA 2021

⭕Isan’ny nanaovana fitiliana: 366 ⚠Tranga vaovao: 28 9 Analamanga 2 Atsinanana 1 Diana 4 Matsiatra Ambony 1 Atsimo Andrefana 2 Vatovavy Fitovinany 1 Menabe 3 Anosy 2 Ihorombe 3 Sofia ✅Sitrana: 35 ⚠Tranga misy fahasarotana: 110 ✝Namoy ny ainy: 03 Analamanga...
𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: « 𝐄𝐗𝐓𝐑𝐀𝐂𝐓𝐄𝐔𝐑 𝐃’𝐎𝐗𝐘𝐆𝐄𝐍𝐄 » 𝟐𝟎𝟎 𝐈𝐒𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐔𝐍𝐈𝐂𝐄𝐅 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: « 𝐄𝐗𝐓𝐑𝐀𝐂𝐓𝐄𝐔𝐑 𝐃’𝐎𝐗𝐘𝐆𝐄𝐍𝐄 » 𝟐𝟎𝟎 𝐈𝐒𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐔𝐍𝐈𝐂𝐄𝐅 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀

Manao tohy vakana ireo mpiara-miombon’antoka manome tanana ny Fitondram-panjakana malagasy amin’ny alalan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka manoloana izao ady iarahana handresena ny valan’aretina covid-19 misy eto Madagasikara izao. « Extracteur d’oxygène » miisa...
COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 07 JONA 2021

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 07 JONA 2021

Isan’ny nanaovana fitiliana: 587 Tranga vaovao: 16 9 Analamanga 1 Diana 3 Vakinankaratra 2 Atsimo andrefana 1 Melaky Sitrana: 62 Tranga misy fahasarotana: 115 Namoy ny ainy: 05 4 Analamanga 1 Matsiatra...