𝐅𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗 Nisokatra tamin’ny fomba ôfisialy androany ny Vaccinodrome ao amin’ny Stade des cheminots Antanimena vokatry ny fiarahamiasa akaiky eo amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Commune...
COVID-19 ANTONTAN’ISA 31 MAY 2021

COVID-19 ANTONTAN’ISA 31 MAY 2021

COVID-19 ANTONTAN’ISA 31 MAY 2021 ⭕Isan’ny nanaovana fitiliana: 202 ⚠Tranga vaovao: 24 17 Analamanga 4 Matsiatra Ambony 3 Amoron’i Mania ✅Sitrana: 122 ⚠Tranga misy fahasarotana: 142 ✝Namoy ny ainy: 02 02 Analamanga...
𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’ 𝐈 𝐒𝐀𝐈𝐍𝐓𝐄-𝐌𝐀𝐑𝐈𝐄 – 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐍𝐉𝐈𝐑𝐎𝐅𝐎

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’ 𝐈 𝐒𝐀𝐈𝐍𝐓𝐄-𝐌𝐀𝐑𝐈𝐄 – 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐍𝐉𝐈𝐑𝐎𝐅𝐎

Nisitraka ny « Prime exceptionnelle covid-19 » avy amin’ny Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA ihany koa ireo mpiasan’ny fahasalamana nandray an-tanana mivantana ny fitsaboana ireo mararin’ny covid-19 tany an-toerana. Tonga nanolotra sy...
𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐌𝐈𝐊𝐀𝐓𝐎𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐌𝐁𝐎𝐊𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐂𝐓𝐂-𝟏𝟗 𝐒𝐎𝐀𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐊𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐂𝐓𝐂-𝟏𝟗 𝐀𝐍𝐊𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐌𝐈𝐊𝐀𝐓𝐎𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐌𝐁𝐎𝐊𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐂𝐓𝐂-𝟏𝟗 𝐒𝐎𝐀𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐊𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐂𝐓𝐂-𝟏𝟗 𝐀𝐍𝐊𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐌𝐈𝐊𝐀𝐓𝐎𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐌𝐁𝐎𝐊𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐂𝐓𝐂-𝟏𝟗 𝐒𝐎𝐀𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐊𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐂𝐓𝐂-𝟏𝟗 𝐀𝐍𝐊𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎 Nahomby ny paik’ady nentin’ny Fitondram-panjakana niadiana ny valanaretina covid-19. Mbola anaty hamehana ara-pahasalamana hatrany isika, fa kosa...